Eny Katsaoka Imerintsiatosika no hanatanterahan’ny Fiangonana ny fitsangatsangana amin’ny Alatsinainy Pentekosta 28 mai 2012 tontolo andro. Misy ny fiara fitaterana efa voamaona ka 1200 Ar isan’olona ny saran-dalana. Ny ora fiaingana dia amin’ny ...

Ny Fitandremana FJKM Ambohimamory Malala Orimbato dia manana Sampana 7. Izy ireo dia samy manana ny maha-izy azy tsirairay avy.
Roger RANDRIAMISATA
Mitondra ny Fiangonana nanomboka tamin’ny Jolay 2006
Ny FJKM Antsaonjomanga dia anisan'ireo Fitandremana ampian'ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato
Ny FJKM Vangaindrano dia anisan'ireo Fitandremana ampian'ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato
Ny FJKM Ampasika dia anisan'ireo Fitandremana ampian'ny FJKM Ambohimamory Malala Orimbato
"Mandefitra ny marina"
Copyright 2011 - FJKM Ambohimamory Malala Orimbato
Mpanantotosa ny tranokala